|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  gaga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy:
4 Gaga anao aho ~
5 Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~
6 Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto.
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.] [1.2]
8 astonished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal) [1.3]
10 étonné, ébahi [1.8]
Ohatra  11  gaga aho raha tany Ambohimahagaga
ary talanjona raha tery Andohatanjona
[2.131]
12  Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470]
13  Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  25 dagaga, dogaga, gaina foana, ilatsaham-baratra, kehana foana, kepoka, renoka, revo, sondriana, talanjona, tokaka, tolagaga, vaky vava, vakim-baratra, variana, zendana
Kamban-teny rehetra  26 Mahagaga

Teny iditra (2/3)27  ga
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny mpamaritra gaga [Fitanisana]
Ohatra  29  Admirez, soyez étonné [1.3]

Teny iditra (3/3)30  ga
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 goaika [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  33 a provincial word for goaika [Mal. gagak.] [1.2]
Voambolana  34  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  35 goaga, goaika, goaka, goake, goaky
Kamban-teny rehetra  36 hazongagà

Fivaditsoratra  gaga, gagà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21