|
|
|
|

Teny iditra1  sondriana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  16 sondrian-tory
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 isan' andro, sondriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17