Entrée | fahasondrianana (sondriana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Havarianana, harenohana [1.1] | |
Explications en français | Le ravissement, la distraction [1.3] | |
Exemples | Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody.
[2.59] | |
Synonymes | hasondrianana | |
Mis à jour le 2023/01/06 |