|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 renoka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Variana dia variana amin' ny asa, amin-javatra iray: Renoky ny raharahany izy ka tsy nahaheno ahy niditra akory
4 Rendrika: Renoky ny torimaso 5 Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana anao izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 completely taken up with something; sound asleep
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 bien épris ou absorbé par quelque chose; qui dort profondément
[1.8] |
| Ohatra |
8 Nony tonga tao an-trano aho, renoky ny torimaso i Vola.
[2.4]
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 25 revo, 26 sondriana |
| Fivaditsoratra | 27 Ekrona, 28 kerona, 29 renoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|