|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 goaika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces.
[1.2] 5 a crow [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 corbeau
[2.415, 1.54, 1.8] |
| Ohatra |
7 Fambara loza ve ity goaika tokana ity?
[2.643#]
8 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
| Voambolana | 9 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 10 gaga, goaga, goaka, goake, goaky |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 goaika |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Se disait des choses semblables
[2.415] |
| Fivaditsoratra | 17 agioka, goaika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|