|
|
|
|

Entrée (1/4)1  aloka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Physique
Explications en malgache  9  Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
10  Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
Explications en anglais  11  a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
12  An umbrella, a parasol. See tandindona [Provincial] [1.2]
13  shelter; shade, shadow [1.7]
Explications en français  14  abri; ombre [1.8]
15  image, ombre [1.13]
Exemples  16  Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470]
17  Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Morphologie 
18  Simple :
Mots composés 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot aloka

Entrée (2/4)27  aloka
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  matoatoa [Betsileo] [1.78]
30  Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Entrée (3/4)31  alòka (loka)
Partie du discours  32  verbe passif
Explications en malgache  33  Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]
Morphologie 
34  Présent :
35  Passé :
36  Futur :
37  Impératif :

Entrée (4/4)38  aloka (loka)
Partie du discours  39  verbe passif
Explications en malgache  40  Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Anagrammes  41  akalo, aloka, alòka, lakao, laoka, loaka, olaka, akalo, aloka, alòka, lakao, laoka, loaka, olaka

Mis à jour le 2023/08/11