Entrée manaloka (aloka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo
¶ Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany
¶ Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy
Explications en anglais  [Richardson 1885] to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light.
  [Hallanger 1973] to cast a shadow on ; to protect
Explications en français  [Hallanger 1974] ombrager; obscurcir ; abriter
Morphologie 
manaloka
nanaloka
hanaloka
manalofa
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Haivola] sa ala manaloka ny ony tonga maitso?
2 [FOFAFIPE: Rosovola] Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso.

Entrée manaloka
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] manonofy ny olo-maty

Mis à jour le 2022/09/07