Entrée alofana (aloka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to be sheltered; to be overshadowed
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on abrite, qu'on met à l'ombre
Morphologie 
alofana
alofako
alofanao
alofany
alofantsika
alofanay
alofanareo
alofan'
alofan-
alofam-
alofa-
nalofana
nalofako
nalofanao
nalofany
nalofantsika
nalofanay
nalofanareo
nalofan'
nalofan-
nalofam-
nalofa-
halofana
halofako
halofanao
halofany
halofantsika
halofanay
halofanareo
halofan'
halofan-
halofam-
halofa-
alofy

Mis à jour le 2020/07/31