Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Manana hevitra iraisana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin' ny antokon' olona roa tonta ¶ Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan' ny hanenomana ¶ Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia ¶ Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misy ny ro [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a tie used in separating the yarn into hanks previous to its being woven. Aloalo also used [Richardson 1885]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Taisaka]
famangian-dralehilahy na fofombadiny, famangian-dralehilahy mampirafy ny iray amin'ny vadiny [Rakotosaona 1975]
|
|
Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Tevana, fampana. [Rajemisa 1985]
|
| lohasaha kely ambony toerana [SLP 1986]
|
Traduction française | [Tankarana]
précipice. [David 1952 (takila A)]
|
| talweg d'altitude [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
|
Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Betsileo]
tadin-drano, onja [Rakotosaona 1975]
|
|
Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra,
alofisaka,
alomanehaka
[Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Betsimisaraka, Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka]
fanoto [Rakotosaona 1975]
|
| [Taimoro]
Fanoto hazo [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | ¶ In the provinces it means a pestle. [Richardson 1885]
|
Traduction française | pilon [Rakotosaona 1975]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Bara]
Fifanandroana [Rakotosaona 1975]
|
|
Entrée |
alo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Karazana gidro misy volony mivolom-bolafotsy [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
Analogues |
aiay ~
antima ~
amboanala ~
endrina ~
gidro ~
maky ~
sifaka ~
varika |
|