|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangatsiaka
Fototeny  2 hatsiaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
5 Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
6 Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
7 Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
8 Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 cold [1.2, 1.7]
10 chilly, frigid. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 froid [1.8]
Ohatra  12  Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
13  Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Mpanahaka  17  antaravelona, 18  havandra latsaka, 19  jihitra, 20  mamirifiry, 21  manara, 22  manaran-defona, 23  mangintsy, 24  mangintsina, 25  mangintsingintsina, 26  marikoditra, 27  mifihifihy, 28  mitsangam-bolo, 29  mivihivihy, 30  ngoly, 31  saro-nara, 32  sarotin-katsiaka
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how mangatsiaka
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 35  mangatsiaka
Singan-teny  36 mangatsiaka
Sokajin-teny  37  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  38 petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
Voambolana  39  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  Mangatsiaka, mangatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21