Entrée | jihitra | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1] | |
Explications en anglais | Dead; numb from cold [1.7] | |
Explications en français | Mort; engourdi par le froid [1.8] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |