|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fohatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maty malazo, maina (filaza amin' ny zavamaniry) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 withered, faded away. Applied to vegetables. See malazo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 (betsileo) (de fohatra : flétri ; au figuré : biens complètement détruits.) Adjectif ; se dit des fleurs fanées ou des feuilles flétries, de tous les organes végétaux en train de se gâter. D'où l'expression harongam-pohatra (de Harungana : arbre très commun). Harungana madagascariensis Lam. ex Poir. (Hypericaceae) [Merina] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  7 harongam-pohatra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  fohatra
Sokajin-teny  11  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :

Fivaditsoratra  fohatra, 18 hafotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17