|
|
|
|

Teny iditra1 dangy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Maty eo no ho eo, maty tampotampoka, maty tsy tra-drano, mitsitra eo no ho eo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4dead, lifeless; stopped, as water. [1.2]
5fallen down dead, laid out flat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Qui tombe raide mort, qui reste sur le carreau: Voan’ ny bala izy ka dangy terý (Il a été atteint par une balle et est tombé raide mort). [1.3#96]
7étalé à plat, raide mort. [1.8]
Mpanahaka  8 jihitra, 9 jingy
Kamban-teny rehetra  10dangin' ny hehy

Fivaditsoratra  11 dangy, 12 dinga

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31