|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivihivihy
Fototeny  2 vihivihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangovitra, mipararetra noho ny hatsiaka: Omeo akanjo haingana io zaza vao avy nampandroina io fa mivihivihy erỳ ity izy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mivihivihy
Fototeny  9 vihivihy
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mibanjina [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17