Entrée manara (nara)
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Taisaka] mangatsiaka [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mangatsiaka: Ka mijodijody an-tane añe anao fa manara ny andro (aza mandehandeha any alatrano ianao fa mangatsiaka ny andro) [Rakotosaona 1972]
 Mangatsiaka, mahatsiaro mangatsiaka: Lasa namindro izy fa manara, hono. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise cold, chilly, frigid. [Richardson 1885]
 cold; used as follows: tranomanara [Hallanger 1973]
Définition française froid; s'emploie comme suit: tranomanara [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Dia nomeny trano manara. [Randriamamonjy: Tantara, page 408]
Citations 

Entrée manara
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanosy] maminany [Rakotosaona 1972]

Entrée mañara
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] mamatra voa madinika na ranon-javatra [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mamatra [Rakotosaona 1972]

Entrée manara (ara)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] mandrotsirotsy [Rakotosaona 1972]

Entrée manara- (araka)
Partie du discours forme morphologique du mot manaraka
Exemples 
1Dia manara-maso azy mandra-pidifiny [Andriamalala: Taolambalo]
2Tsipolitra antitra ka manara-damba mandalo [Rinara 1974]
3Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [Fanjakana: Fifidianana]

2017/06/05