Entrée tranomanara
Mots élémentaires trano ; manara
Partie du discours nom
Explications en malgache Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo) [1.1]
Explications en anglais A small building on the tombs of royalty and higher nobility [1.7]
Explications en français Petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse [1.8]
Exemples 
1Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny. [2.508]
2Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana. [2.59]
Analogues  tranomasina
Illustrations 

Entrée tranomanara
Mots élémentaires trano
Partie du discours nom
Explications en français (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/05/23