|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  ara-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe araka
Ohatra  3  Fiadanana ara-batana ve? [2.529#]
4  Fiainana ara-po, ara-pihavanana io. [2.299#]

Teny iditra (2/9)5  ara
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7 a species of wild duck [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 canard à bosse [Tankarana] [1.19]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  10 arosy

Teny iditra (3/9)11  ara
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 rotsirotsy [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  14 moyen de satisfaire [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  16 arazaza

Teny iditra (4/9)17  ara
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 famarana, fandrefesana [Taisaka] [1.78]
20 ventim-belaran-tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  21 mesure [Taisaka] [1.82]
22 are [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  25  Toerana

Teny iditra (5/9)26  ara
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 haran-dranomasina [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  29  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (6/9)30  ara
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 fatra [Bara] [1.78]

Teny iditra (7/9)33  ara
Sokajin-teny  34  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  35 ary, araky [Bara] [1.78]

Teny iditra (8/9)36  ara
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny anglisy  38 name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.] [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  39 Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé.
40 On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara). [Betsileo, Bara, Taisaka, Sakalava] [1.196]
Voambolana  41  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  42 voara
Kamban-teny rehetra  43 hazoara
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (9/9)45  Ara
Sokajin-teny  46  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  47 Randzavola: Ara amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  48 Arah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  49 Arah [2.996]
Voambolana  50  Soratra Masina
Tsipelina hafa  51 aera, aera
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  52 Toko sy andininy momba Ara

Fivaditsoratra  Ara, ara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21