|
|
|
|

Teny iditra1  hatsiaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy fisian-kafanana; hirifiry; nara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 cold, coldness, chilliness, frigidness.
5 See nara, marikoditra. [mal. Sejuk, cool.] [1.2]
6 the cold [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 le froid [1.8]
8 froid, fraîcheur
9 détente [1.13]
Ohatra  10  Iza no maharitra ny hatsiakany? [2.996#23.10.17]
11  ?Dia izay vao re ny hatsiaka, izany hoe hatsiaka fanampin' ny efa tsaroana rahateo dia nahazo hatsiaka halina? [2.4#119]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  25  Fanatanjahan-tena
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  28 ahatsika, 29 ahitsaka, hatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17