|
|
|
|

Teny iditra1  fangatsiahana
Fototeny  2 hatsiaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra:
5 Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Le froid, la froidure [1.3#226]
Ohatra  7  tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa. [2.356#]
Kamban-teny rehetra  8 velaram-pangatsiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17