|
|
|
|

248 entries=1|marikoditra#mg.ex=
248 elements=marika#mg.n+marika|hoditra#mg.n+hoditra=
248 mg=1.1`(mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo|1.62`mihorin-koditra noho ny hatsiaka=
248 spellUnder=marikoditra+marikoditra+=
248 syntax=ex=
248 vocabulary=med=
248 xmpl=2.470#=Tsy marary tsy marikoditra ny zanany.`2.285#=Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho.=
262 gCurrentWordUnderlined=marikoditra=
Teny iditra 1  marikoditra
Singan-teny  2 marika, 3 hoditra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1]
6 mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62]
Ohatra  7  Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. [2.470#]
8  Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285#]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26