Index

Proverbes : mielo

Proverbe 1Andevolahy mielo, ka manampina ny anjara-masoandrony. [2.165]
Andevolahy mielo: manakona ny anjara-masoandrony. [2.653 #188]
Andevolahy mielo mena, ka manakona ny anjara masoandrony. [2.415 #521]
Ankizilahy mielo ka manakona ny anjara-masoandrony. [2.558 #278]
Traduction françaiseEsclave qui s' abrite sous un parasol rouge : il se prive de sa part de soleil, seule chose qui lui appartienne. [2.415 #521]
Une esclave avec un parasol, elle cache sa part de soleil. [2.165]
Interprétation françaiseEn cherchant à s' élever on trouve des inconvénients. [2.415 #521]

Proverbe 2Mielo ravin' adabo : na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [2.415 #2210, 2.653 #1747]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy vokin' ny voany aza, mba mieloelo ny raviny. [2.558 #2293]
Traduction françaiseQuand on s' abrite sous les feuilles du figuier adabo, alors même qu' on ne se rassasie pas des fruits de l' arbre, on est du moins garanti par ses feuilles. [2.415 #2210]

Proverbe 3Sola mielo diavolana, tsy tahotry ny danik' andro, fa fahazarana aninkeheo. [2.558 #3934]

Index