Entrée voky
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
¶ Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
¶ Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [Rajemisa 1985]
Explications en anglais filled, satiated, satisfied [Hallanger 1973]
Explications en français rassasié, satisfait [Abinal 1888 page 849, Hallanger 1974]
 qui en a assez
¶ comblé de richesses [Abinal 1888 page 849]
Dérivations 
Morphologie 
voky
vokisa
Mots composés, titres, noms 
Analogues  feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka
Exemples 
1mbola tsy nifamahana ka voky? [Fox: Hainteny, numéro 423]
2Homàna fa izahay efa voky. [Andraina: Mitaraina, page 175]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot voky (1): Mahavoky

Mis à jour le 2022/03/16