|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahavoky
Fototeny  2 voky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to satisfy with food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rassasier;
6 être suffisant pour rassasier [1.8]
Ohatra  7  Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; [2.499]
8  Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895]
9  Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  Mahavoky
Singan-teny  16 maha~, 17 voky
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Mahavoky, mahavoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21