|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miatiaty |
| Fototeny | 2atiaty |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Feno tafahoatra (kibo).
5Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loha: Feno miatiaty itỳ harona itỳ ka aoka izay. [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 6feno miatiaty |
| Fivaditsoratra | 7 miatiaty, 8 mitaitay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|