|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diavolana |
| Singan-teny | 2 volana |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka
5 misy volana: Diavolana ny andro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word]
[1.2] 7 moonlight [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 clair de lune
[1.8] |
| Ohatra |
9 Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana
[2.470]
10 diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any [2.471] |
| Voambolana | 11 Haikintana |
| Kamban-teny rehetra | 12 mitsipy sandry diavolana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 adilovana, diavolana, 15 voadilana, 16 voaladina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|