|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tahotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 fear, terror
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 crainte
[1.3, 1.8] 6 peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui) [1.3] 7 terreur [1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 26 Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | tahotra, 27 tohatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|