|
|
|
|

Teny iditra1  mampitahotra
Fototeny  2 tahotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to threaten, to frighten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 effrayer [1.3, 1.8]
6 menacer [1.8]
Ohatra  7  Tsy miova amin' ny londolondo mpahazo azy tany, ka sady mampitahotra no mampalahelo. [2.470#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02