Entrée hatahorana (tahotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Tahotra tsaroan' ny tena: Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes fahatahorana

2009/02/23