Entrée mampatahotra (tahotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga hatahotra(marihina anefa fa zavatra no lazaina amin' izany): Mampatahotra ny ankizy ilay sarivongana eo ambony fasana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mampatahotra
nampatahotra
hampatahotra

2010/05/14