|
|
|
|

Entrée1  fahazarana
Radical  2  zatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1]
Explications en anglais  5  habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7]
Explications en français  6  habitude [1.3#869, 1.8]
7  familiarité par suite d'habitude [1.8]
Exemples  8  Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. [2.643#]
9  Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369#]
Mots composés 

Anagrammes  11  faharazana, fahazarana, hafa razana

Mis à jour le 2024/10/11