|
|
|
|

Teny iditra1  mielo
Fototeny  2 elo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to shade oneself with a parasol,
6 to use an umbrella [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 porter un parasol, un parapluie [1.8]
Ohatra  8  ary dia mitazana eo Manjakamiadana mielo mena eo ny andriana [2.48]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 mielo mena
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mielo, 15 mileo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17