|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 tonta
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a trap. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5piège. [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)9 tonta
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12one side of a quarrel. [1.7]
Kamban-teny rehetra  13izy roa tonta

Teny iditra (3/5)14 tonta
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Fanjerana zavatra atao miavovona.
17Vono atao amin' ny fively na torabato.
18Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra.
19Fanaovana antontany, fampifanongoavana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (4/5)34 tonta
Sokajin-teny  35 anarana
Fanazavàna teny malagasy  36valamparihy. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (5/5)37 tonta
Sokajin-teny  38 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  39Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  40vieux, usé, détérioré. [1.8]
Mpanahaka  41 antitra, 42 efanavalona, 43 elananaovana, 44 elaniasana, 45 lanyandro, 46 lanymondro, 47 maintimolaly, 48 mandalambitsika, 49 rombina, 50 rovitra, 51 simba, 52 taloha, 53 tranainy
Kamban-teny rehetra  54tonta lazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31