|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandalambitsika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza lamba na akanjo efa tonta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo ny nijery ilay mpangataka: satroka efa loaka ny tampony, pataloa efa mandalambitsika: izany no hita teny aminy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|