|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maintimolaly |
| Singan-teny | 2 mainty, 3 molaly |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tranainy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[mainty molaly]
6 ancien et respectable
7 les anciens élèves 8 action de fertiliser le sol [1.5#198] |
| Ohatra |
9 Ka mazotoa rniasa, haha-maintimolaly ny tany tsy hitrangan' ny mosary intsony.
[1.436#]
10 Andrianaivoravelona hisakafo tany an-tranony, teny Faravohitra, ny mpivavaka maintimolaly. [2.649#] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 mainty molaly |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | maintimolaly, 14 mainty molaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|