Entrée |
mitily
(tily)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
Mitsikilo [1.78]
|
| [Sihanaka]
Mandinika [1.78]
|
| Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo
[1.1]
|
| Manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [1.13]
|
Explications en français | Guetter [1.13]
|
Morphologie |
Présent : |
mitily |
Passé : |
nitily |
Futur : |
hitily |
Impératif : |
mitilia |
|
|
Entrée |
mitily
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara]
Misidintsidina, manidina avo [1.78]
|
|