|
|
|
|

Teny iditra1  mikendry
Fototeny  2 kendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitily: Mikendry vorona
5 Mitady hahazo: Tsy mikendry izany raharaha izany aho akory
6 Mikasa, manampo: Mikendry handeha izy rahampitso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to aim at; to have in view [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 viser; se proposer, avoir en vue [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 mendriky, mikendry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17