|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manarangarana
Fototeny  2 harangarana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to peep at through a hole, or a small opening. [1.2]
6 to peep through a hole; to spy on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 jeter un coup d'oeil [1.8]
Ohatra  8  tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana? [1.296#]
9  Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy. [2.895#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 manarangaran-tsy manohatra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  manarangaràna
Fototeny  17 harangarana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarangarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manarangarana, manarangaràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21