Entrée mitsikilo (tsikilo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao
Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsikilo
Passé : nitsikilo
Futur : hitsikilo
Impératif : mitsikiloa

Mis à jour le 2023/01/05