|
|
|
|

Teny iditra1  tsikilo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon' ny hafa, nefa tsy hitany
4 Fitiliana, fizahana taratra atao miafina tsy misy mpahalala [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  21 lotsiky, tsikilo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19