|
|
|
|

Teny iditra1  fitsikilo
Fototeny  2 tsikilo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitsikilo, izany hoe mizaha taratra, manara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray
5 Azo tsikiloina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12