|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsikiloana |
| Fototeny | 2 tsikilo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon' ny olona iray, nefa tsy hitany; fitarafana, fizahana taratra: Raharaha sarotra ny fitsikiloana
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|