|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manazangazana |
| Fototeny | 2 hazangazana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijery nefa tsy hita, mitily
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to look out, to spy, to seek out, to pick out.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 manazangazàna |
| Fototeny | 11 hazangazana |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazangazana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manazangazàna, manazangazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|