|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hazangazana
Fototeny  2 hazana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahamainana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 very hard. Used of earth. See mazana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 sécheresse, comme celle de la terre [1.3]

Teny iditra (2/2)7  hazangazana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 on the look out, being on the watch [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19