|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mazana
Fototeny  2 hazana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [mazaña] 4 mafy [Tambahoaka] [1.78]
5 Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana
6 Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý
7 Tsy azo ifanarahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 dur, très sec
9 intraitable, incorrigible [1.3#439]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11  mana
Sokajin-teny  12  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [mazaña] 13 matetika [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
14 Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 frequently, usually [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) [1.3#439]
17 souvent, d'habitude [1.8]

Fivaditsoratra  mazàna, mazana, 18 zamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21