Entrée very
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay
¶ Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako
¶ (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona
¶ Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina).
Mitovy hevitra: diso toerana ~ nafoy ~ sira latsaka andrano ~ tsy hita ~ very an-tsavony ~ very faty ~ very momoka ~ very poka ~ very sioka ~ very tadidy
Mitovy hevitra: diso lalana ~ maniasia ~ mirenireny ~ tsy mahita lalana ~ voan' ny tamberintany
Explications en anglais  [Hallanger 1973] lost
¶ reduced to slavery
Explications en français  [Hallanger 1974] perdu
¶ (autrefois) réduit en esclavage
Dérivations 
Morphologie 
very
verim-
verin-
-bery
vereza
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Ratany: Tononkira] Aiza izy no very?
2 [Rabemolaly: Fary, page 318] Vereza izay ho very!
3 [Andriamalala: Ranomasina, page 71] Kapiteny, very isika!
Citations 

Entrée very
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Sewell 1875, Hallanger 1969, Rasoloson 2001] tokoa
  [Sewell 1875, Hallanger 1969] indrindra

Mis à jour le 2020/07/31