Entrée verezina (very)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ariana tsy ho zanaka na atao tonga mietry hamendrehana ka tonga andevo: Noverezina tamin' ny vola tsy vaky izy ~ Verezin-jo
¶ Lamina amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsy antony: Noverezin-dRamatoa iny tamin' ny resaka tsisy antony fotsiny lahy ny androko
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to be sold into slavery
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on réduit en esclavage
Morphologie 
verezina
vereziko
verezinao
vereziny
verezintsika
verezinay
verezinareo
verezin'
verezin-
verezim-
verezi-
noverezina
novereziko
noverezinao
novereziny
noverezintsika
noverezinay
noverezinareo
noverezin'
noverezin-
noverezim-
noverezi-
hoverezina
hovereziko
hoverezinao
hovereziny
hoverezintsika
hoverezinay
hoverezinareo
hoverezin'
hoverezin-
hoverezim-
hoverezi-
verezo

Mis à jour le 2020/07/31