Entrée mamery (very)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany
¶ Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to ruin; to sell into slavery
Explications en français  [Hallanger 1974] réduire en esclavage, ruiner
Morphologie 
mamery
namery
hamery
mamereza
Exemples 
1 [Rabary: Daty] Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy.
2 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny.
Citations 

Mis à jour le 2022/09/06