Entrée indrindra
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra
¶ Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko
¶ Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana
Explications en anglais  [Richardson 1885] especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs.
  [Hallanger 1973] especially; indeed; very, most
Explications en français  [Hallanger 1974] surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur

Mis à jour le 2020/07/31