Entrée tokoa
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy!
¶ Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] indeed, truly, certainly
Explications en français  [Hallanger 1974] vraiment, certainement
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 19] "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
2 [Rajohanesa: Kintana] Hahita izany tokoa ialahy.
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 166] Olona marobe tokoa no tazany.

Mis à jour le 2022/05/02