Entrée | vahoaka | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Définition malgache | Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany ¶ olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina ¶ Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [Rajemisa 1985] | ||||||||
Définition anglaise | the people; the citizens of a country [Hallanger 1973] | ||||||||
Définition française | le peuple [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
les sujets d'un état ¶ public [Abinal 1888] | |||||||||
citoyen d'un pays [Hallanger 1974] | |||||||||
Vocabulaire | Politique | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Textes citant vahoaka Proverbes contenant le mot vahoaka | ||||||||
2016/09/12 |
![]() |